Oay ireto isika (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay ireto swkfn isika

Iresaka kely indray isika satria tena maro ny olana.  
Tsy faly hamely sy npbhxsgs hitsikera, vnwq fa hafatra ho an’ny fiangonana.  
Satria ‘sika ihany no mahatonga ny mpiangona sasany iova fo.  

Fietsika, resaka sy fiteny  
No mety mahatonga an’ireny rehetra ireny.  
Lasa fahazarana fomba ihany no andeantsika any ampiangonana,  
Mety anankomana ny hevi-dratsy na mety ho fisehoesoana.  

Ka lasa fahazarana hatrany hatrany  
No anaovantsika ilay hira hoe :  
> “Tompo ô, ovay ny foko mba ho mora hanarina,  
> Toy ny an’ny zazakely, tsotra sady marina.”  

Ande isika iaraka iova fo  
Mba tononkira.serasera.org ho mendrika ilay Tompo soa.  
Hiaraka hidera an’ilay nahary, satria tena tsara ny zava-boary.  
Ny fihatsika sy ny fahazaran-dratsy dia ovaina anompomana an’ilay nahary.  

Ho mendrika ianaraniireo nania,  
Ka ho mentra ireo mpaniasisa.  
Hivavaka iezaka koa isika ho mpivavaka tena mahitsy fo,  
Ka ny fiainana ataotsika dia tena fitiavana hanovo fo.  

Ka ilay hira izay mamintsika  
Tena kalonia amin’ny fo :  
> “Aza manadino ahy, raha lavitra anao.”  

A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Visites : 26
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 27/07/2026 08:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1983