Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSAROAKO MIDONA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -Toa tsaroako midona miaraka aminao
Ny foko ry Ankaratra be sentosento
Toa mamolivoly, ny ao anatiko ao
Mandre ny akonao aho ostvedyh ka mametsovetso
Mikotroka mafy dia injay fa midona
Ny sentoko ve ? Injao ao ihany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
2 - Ny foko manembona lava tsy tana
Maniry hatrany maniry nrocu tononkira.serasera.org ho tody o !
Mikasa hiverina hody an-tanàna
lzany no sisa atao fanafody
Ankaratra ho aho manako moramora
Manaitra ny fo mbola lavi-podiana
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria sdnmy lavi-tany
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
Ny foko ry Ankaratra be sentosento
Toa mamolivoly, ny ao anatiko ao
Mandre ny akonao aho ostvedyh ka mametsovetso
Mikotroka mafy dia injay fa midona
Ny sentoko ve ? Injao ao ihany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
2 - Ny foko manembona lava tsy tana
Maniry hatrany maniry nrocu tononkira.serasera.org ho tody o !
Mikasa hiverina hody an-tanàna
lzany no sisa atao fanafody
Ankaratra ho aho manako moramora
Manaitra ny fo mbola lavi-podiana
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria sdnmy lavi-tany
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 789
Likes : 0 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 10:49
