TSAROAKO MIDONA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -Toa tsaroako midona miaraka aminao
Ny foko ry Ankaratra be sentosento
Toa mamolivoly, qfcfcro ny ao anatiko ao
Mandre ny akonao aho ka mametsovetso
Mikotroka mafy dia injay xevfba fa midona
Ny sentoko ve ? Injao ao ihany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
2 - Ny foko tononkira.serasera.org manembona lava tsy tana
Maniry hatrany maniry ho tody o !
Mikasa hiverina hody an-tanàna
lzany no sisa atao fanafody
Ankaratra ho aho manako moramora
Manaitra ny fo mbola lavi-podiana
Sady tkuecv maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
Ny foko ry Ankaratra be sentosento
Toa mamolivoly, qfcfcro ny ao anatiko ao
Mandre ny akonao aho ka mametsovetso
Mikotroka mafy dia injay xevfba fa midona
Ny sentoko ve ? Injao ao ihany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
2 - Ny foko tononkira.serasera.org manembona lava tsy tana
Maniry hatrany maniry ho tody o !
Mikasa hiverina hody an-tanàna
lzany no sisa atao fanafody
Ankaratra ho aho manako moramora
Manaitra ny fo mbola lavi-podiana
Sady tkuecv maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny any aminayVisites : 787
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoured
Date : 09/03/2023 10:49
