TARATASIN-DRAKALAMOMBA (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na lavitra aza ny tany eny ho’aho a !
Na tondraka aza ny rano eny ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho a !

2-Raha resy any an-tany fiadiana adoveduc aza ho’aho a !
Ka nilozan’ilay olon-tiana aza tononkira.serasera.org ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho a !

3-Raha niady izahay sy ny zanany eny ho’aho a !
Tsy naleony ny azy naterany eny ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho a !

4-Raha Ory nizaka ny mafy aza ho’aho a !
Na mahantra tsy manan-kitafy aza ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho a !

5-Raha rovitra aza ny lambako eny ho’aho a !
Na mandositra aza ny namako eny ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho pursnto a !

6-Miorakoraka hono ny Sahona eny ho’aho a !
Mitakosona ve izany rahona ? eny ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho a !

7-Raha tapitra unrb izay nohariako eny ho’aho a !
Ampodio any an-tany niaviko eny ho’aho a !
Tsy ho very tsy ho havanareo anie aho a !

(Rakotoarisoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny any aminay
Vangy : 818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 11:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364