Salamo 100 (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra (Rehetra) Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana
amin'ny
amin'ny fihobiana.
Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana
Izy no nanao antsika
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika,
ary Azy isika
Azy isika
Dia olony sy ondry
fiandriny
Midira eo amin'ny vavahadiny
amin'ny fisaorana,
Ary eo an-kianjany
amin'ny fiderana;
Misaora Azy,
mankalazà ny anarany,
Fa tsara Jehovah;
Mandrakizay
ny famindram-pony,
Ary mihatra
amin'ny taranaka
fara mandimby ny fahamarinany
Midira eo amin'ny vavahadiny
amin'ny fisaorana,
Ary eo an-kianjany
amin'ny fiderana;
Misaora Azy,
mankalazà ny anarany,
Fa tsara Jehovah;
Mandrakizay
ny famindram-pony,
Ary mihatra
amin'ny taranaka
fara mandimby ny fahamarinany
Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra (Rehetra)
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana
amin'ny
amin'ny fihobiana.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antso FiakaranaVisites : 250
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:17
