MASINA JEHOVAH (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-antsanny-famonjena/masina-jehovah

Masina! Masina! Masina Jehovah
Izay nanao ny lanitra sy tany koa
Masina! Masina! Masina Jehovah
Izay nanao ny lanitra stononkira.serasera.orgy tany koa

Ny tany sy ny lanitra ary izay eo aminy
Dia mitory avokoa ny voninahiny
Masina Jehovah
Masina Jehovah
Izay namorona izao rehetra izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Mpamaky : 133
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : nyantsanfa
Tamin'ny : 23/12/2019 15:53:57
ID : 12331

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo