Samihafa (NV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tontolom-pandrosoana feno fahalalana
Dimbin'ny omaly tsy hay azavaina
Eto no mitoetra
Eto no mijery
Rariny raha toa ka sendra very

Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy tononkira.serasera.org ifandrafesana

Raha sendrasendre mba diso maneke
Ny marina tsy atao ho anareo sdfdb irery
Raha ny hevitry ny adala
No hita fa mahomby
Dia ny hambom-po ve no tsy hitondra soa

Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana

Savasavao ho hita eo ihany
Ny ampitso hitondra hazavana

Na pppjspy samy hafa aza ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana czprq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NV
Vangy : 822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 29/09/2024 15:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141