You are here: home > Tononkira > Nono

Ilay masoandro (Nono)

Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto,
Mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany,tononkira.serasera.org mitomany.

Aiza aza izao ianareo
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.

h

Mpihira : Nono
Mpamaky : 4652
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 26/10/2001 21:10:25
ID : 145

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo