MIFANKAZARA (New Life in Christ Gospel (NLC))

Fahiny efa ela be
indro ny Tompo nanao hoe
(Fiadanana ho anareo)
Maro ny olana miseho
Mafy tokoa mampitoreo
(Nefa henoinareo)

Ref :
Mitadiava, mitadiava ny Ray
Dieny mbola ita Izy
Miantsoa Azy, miantsoa Azy indray
Dieny mbola Tsiky dia ampyakaiky Izy
Tsy hiady irery, tsy hiady irery ianao
Fa miaraka Aminy
Mifankazara amin'ny Tompo ianao
Fa hiadana

Tsarovy ilay Mpanao anao
Amin'ny androm-piainanao
(Fa hiadana tokoa ianao)
Fiadanana no omeny
Fiadanana no avelany
(Noho ny fitiavany)

Ref...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 232
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:31:58
ID : 10831

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo