Raha ny oloko (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny oloko
Nantsoina amin’ny anarako
No ho avy hanetry tena
Ka hivavaka

Sy hitady ny tavako
Ary hiala amin’ny ratsy
Fanaony dia hihaino any
An-danitra aho

Dia indro hamela ny
helony ary hanasitrana
Hanasitrana ny taniny
Hanasitrana ny taniny aho

Hihaino any an-danitra aho sy hamela
Ny helony ary hanasitrana
Ny taniny

Raha ny oloko
Nantsoina amin’ny anarako
No ho avy hanetry tena
Ka hivavaka

Sy hitady ny tavako
Ary hiala amin’ny tononkira.serasera.org ncmrq ratsy
Fanaony dia hihaino any
An-danitra aho

Dia indro hamela ny
helony ary hanasitrana
Hanasitrana ny taniny
Hanasitrana ny taniny aho

Hihaino any an-danitra aho sy hamela
Ny helony ary hanasitrana
Ny jraal taniny

Raha ny oloko
Natsoina tamin’ny anarako
No ho avy rtqj hanetry tena
Ka hivavaka

Sy hitady ny tavako
Ary hiala amin’ny ratsy
Fanaony dia hihaino any

An-danitra aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 6
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rolandrana
Daty : 21/09/2026 18:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306