Mankanesa ao amin'i Tompo (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa ao amin'i Tompo ianao Raha toa mavesatra entana
Fa izy anie , te hanome ny fitsaharana ho anao
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fiadanana
Tsy mahay mitia ny hafa ve?
Tsy mahay mamela heloka
Halany, mifankahala sady be lolom-po
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fiadanana
Mianara amin'i Tompo ianao
Ento koa re ny ziogany
Tsy miavona no manana alamem-panahy o
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fiadanana
Mievitra ny hafa foana Izy e
Na anaty fahoriana
Na dia teo ambony hazo fijaliana
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fiadanana
Mankanesa ao amin'i Tompo ianao
Raha toa mavesatra entana
Fa izy anie , te hanome ny fitsaharana ho anao
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fiadanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TJAM
Daty : 04/10/2024 22:14
