Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tompo ô!
Eo aminao no anandratako izao
Vavaka avy ao ampoko
mino aho fahenoinao
x2
Fiv:tsy amelako ianao jeso
Ra tsy mamela ahy
Vatolampiko ianao tononkira.serasera.org
Famonjena ahy koa jeso
x2
Tompo buwlpyj ô!
Mba raisonao re
Ty mpanompo efa nandao
Te hiverina timphy aminao
Menatra aho tsy mendrika
x2
Fiv:...x2
tonony sy feony:RABEMIARANA tmrvdlf Njato D.
Eo aminao no anandratako izao
Vavaka avy ao ampoko
mino aho fahenoinao
x2
Fiv:tsy amelako ianao jeso
Ra tsy mamela ahy
Vatolampiko ianao tononkira.serasera.org
Famonjena ahy koa jeso
x2
Tompo buwlpyj ô!
Mba raisonao re
Ty mpanompo efa nandao
Te hiverina timphy aminao
Menatra aho tsy mendrika
x2
Fiv:...x2
tonony sy feony:RABEMIARANA tmrvdlf Njato D.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 1806
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 29/12/2015 10:51
