Vazon'ny tantsambo (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra anao an’eritreritra
Any amoron-dranomasina any
Hijery ny voary mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa sznpmm mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
Zay manako sesilany
Fa dwfbzauq ny vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa hitomany
Any mantsy i kaky sy i neny
Any koa ireo havana tiana
Any i lolo dwnss mpanjeny
Ny aty re manim-podiana
Eny ry Koto
Eny ry Kala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tononkira.serasera.org tsy afa-miala
Valio re fa mangaihay
Any amoron-dranomasina any
Hijery ny voary mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa sznpmm mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
Zay manako sesilany
Fa dwfbzauq ny vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa hitomany
Any mantsy i kaky sy i neny
Any koa ireo havana tiana
Any i lolo dwnss mpanjeny
Ny aty re manim-podiana
Eny ry Koto
Eny ry Kala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tononkira.serasera.org tsy afa-miala
Valio re fa mangaihay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MR RazafyVangy : 14241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/09/2002 13:50
