Vazon'ny tantsambo (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra anao an’eritreritra
Any amoron-dranomasina any
Hijery ny jyhs voary mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa wnccn mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
Zay manako sesilany
Fa ny vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa hitomany
Any mantsy i kaky sy i neny
Any koa ireo havana tiana
Any i lolo mpanjeny
Ny aty re hvldczhi manim-podiana
Eny ry Koto
Eny ry Kala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tsy afa-miala
Valio re fa mangaihay
Any amoron-dranomasina any
Hijery ny jyhs voary mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa wnccn mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
Zay manako sesilany
Fa ny vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa hitomany
Any mantsy i kaky sy i neny
Any koa ireo havana tiana
Any i lolo mpanjeny
Ny aty re hvldczhi manim-podiana
Eny ry Koto
Eny ry Kala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tsy afa-miala
Valio re fa mangaihay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MR RazafyVangy : 13827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/09/2002 13:50
