Vazon'ny tantsambo (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra anao an’eritreritra
Any amoron-dranomasina acnk any
Hijery ny voary mbqna mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
Zay manako sesilany
Fa ny qcbs vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa hitomany
Any mantsy i kaky sy i neny
Any koa tononkira.serasera.org ireo havana tiana
Any i lolo mpanjeny
Ny aty re manim-podiana
Eny ry Koto
Eny ry Kala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tsy afa-miala
Valio re fa mangaihay
Any amoron-dranomasina acnk any
Hijery ny voary mbqna mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
Zay manako sesilany
Fa ny qcbs vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa hitomany
Any mantsy i kaky sy i neny
Any koa tononkira.serasera.org ireo havana tiana
Any i lolo mpanjeny
Ny aty re manim-podiana
Eny ry Koto
Eny ry Kala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tsy afa-miala
Valio re fa mangaihay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MR RazafyVisites : 13908
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/09/2002 13:50
