MPANDALO (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niserana teo anoloako
Ny bika mgaltrec sy ny mzbsu endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao
Ref: ♂Ry tononkira.serasera.org mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy ny angolanao
Tsaroako fa tena iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso ollyid miampita aminao
Ny bika mgaltrec sy ny mzbsu endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao
Ref: ♂Ry tononkira.serasera.org mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy ny angolanao
Tsaroako fa tena iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso ollyid miampita aminao
--------
Link:
