Tompo o henoy! (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Henoy izao
Fitarainako izao
Fa mitady anao
Maniry ny ho eo anilanao izaho

Ny akaikinao ry Tompo
No mba mamiko izao
Lavi-pahoriana
Feno fiadanana

      Fa izao zcryin tontolo izao
      Miovaova hatrany hatrany
      Maro koa ny tjhuwe fahavalo
      Mety tononkira.serasera.org hamono ny fanahy

      Raha eo ianao ry Tompo
      Tsy mba hisy ahiahy
      Tompo malala o! Meteza ianao
      bftyjbh Tompo malala o! Meteza ianao

  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mpitory
Visites : 12364
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/11/2001 18:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304