Tompo o henoy! (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Henoy izao
Fitarainako izao
Fa mitady anao
Maniry ny ho eo anilanao izaho
Ny akaikinao ry tononkira.serasera.org Tompo
No mba mamiko izao
Lavi-pahoriana
Feno fiadanana
Fa izao tontolo izao
Miovaova hatrany hatrany
colao Maro koa ny fahavalo
Mety hamono ny fanahy
Raha eo ianao ry Tompo
Tsy mba hisy ahiahy
xatah Tompo malala o! Meteza ianao
Tompo malala o! Meteza ttclmk ianao
Fitarainako izao
Fa mitady anao
Maniry ny ho eo anilanao izaho
Ny akaikinao ry tononkira.serasera.org Tompo
No mba mamiko izao
Lavi-pahoriana
Feno fiadanana
Fa izao tontolo izao
Miovaova hatrany hatrany
colao Maro koa ny fahavalo
Mety hamono ny fanahy
Raha eo ianao ry Tompo
Tsy mba hisy ahiahy
xatah Tompo malala o! Meteza ianao
Tompo malala o! Meteza ttclmk ianao
--------
Link:
