Omeo ahy (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! omeo ahy ny fo madio
Mba hahaizako mitia Anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindram-ponao
Fa amnbk mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miaankina Aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky ny manana Anao
Raha ny heloka efa vitako ufikqwej menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao zay ratsy indrindra teo imasona
Indrisy resin’izao tontolo izao ry tononkira.serasera.org Tompo
Fahatesana anie no mendrika ho ahny zao jhrj
Nefa navontanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izao!
Ny Mpitory

--------
Lien: