Omeo ahy (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! omeo ahy ny fo zjrllodq madio
Mba hahaizako mitia Anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindram-ponao
Fa mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miaankina Aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky ny manana Anao

Raha ny heloka efa vitako srep menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao zay ratsy indrindra dlrvnav teo imasona
Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
Fahatesana anie no mendrika ho ahny zao
Nefa navontanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izao!

Ny tononkira.serasera.org Mpitory

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mpitory
Hits : 4976
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/07/2002 14:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345