TILY AHO KA MATOKIA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Efa reko hatry ny tuto elabe
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa anao
Ry tany tiako, yvefst mamikoo
Fa Tily aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka aszfmw hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho tononkira.serasera.org izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa anao
Ry tany tiako, yvefst mamikoo
Fa Tily aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton'ny Fanahy
Ka aszfmw hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho tononkira.serasera.org izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 1798
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoharifetrahaja
Date : 21/01/2023 06:54
