IZA NO VONONA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Iza no haolo-tena
Iza no hirahina?
Ka hanaiky tsy terena
na baiko izay harahina
Ho mpanompo, ho fanasina, fanilo
ka tsy handrarak'ilo
Iza no vonona hatrany hatrany
hanaiky ny Tompo, hanompo ka sahy
ho vavolombeTsiky dia ampylona

Amin'ny asa fanompoana tsy mba mila tambiny
amin'ny fampandrosoana ny Tany tena maminy
Moa azo antenaina fa ny Tily no hitarika hanao hoe
"ny aiko, ny saiko no ampiasaiko, tsy antery fa ny hery ao anatiko ao hanompoako anao doria"

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 859
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 18/07/2020 08:17:30
ID : 12896

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo