Ianao irery ihany (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao tononkira.serasera.org Jesoa ihany no tena tia ahy.
hatrizay dia irery foana aho.
nahay nisarika ny fo,hatramin'ny Fanahy.
nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany awxfpf no nanome fitia.
ianao Jesoa Kristy tia ahy
hatramin'izao,ka tdlnoha hatramin'izay.
takon'ny hadim-painana,nankarary ny fo.
dia nampisy ny tomany ka nanarona hatrany ilay fiainana mamy.
kanefa ianao tsy nanary ahy,nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy kvgy ahy fa tsy irery.
ianao ihany
aza avela ho very aho,aza avela ho irery aho.
tano ho eo anilanao aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MiradoVangy : 1469
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miradoniaina
Daty : 22/06/2023 20:14