You are here: home > Tononkira > Mirado

Eo anilanao (Mirado)

Eo anilanao Raiko no tiako hitoerana
Eo anilanao no tiako hisy ahy
Inona moa no ahatahotra ahy
Raha Ianao no manda fiarovako
Inona moa no ahaory ahy
Raha Ianao no hitokiako
Izay rehetra niriaTsiky dia ampyko,azoko avokoa
Raha Aminao no angatahiko

ref:Nefa na dia nanota,tsy nanao ny sitrakao
      Izany nasetriko ny fitiavanao ahy
      Menatra eto anatreanao,tsy nahay nisaotra Anao
          Tompo รด! mifona Aminao aho

Mpihira : Mirado
Mpamaky : 6996
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/10/2007 09:27:16
ID : 4788

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo