Sarak'olon-tiana (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’ olo-tiana
Dia aza srqjlgd ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho feno hamamiana
Ao zotfejr ireo very fanahy
Misentosento, mangahihay
Fa na lavitra noho xpzduvgh ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
tononkira.serasera.org Ao ireo very fanahy
......
Dia aza srqjlgd ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
’Zay irariana ho feno hamamiana
Ao zotfejr ireo very fanahy
Misentosento, mangahihay
Fa na lavitra noho xpzduvgh ny ankaso
Dia akaikin’ ny fo fa tsy hitan’ ny maso.
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
tononkira.serasera.org Ao ireo very fanahy
......
--------
Rohy:
