Jesosy no Izy (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry tononkira.serasera.org fanahy izay reraka ô, miteby lalina
Manganohano, gdcxi rotiky ny vesatra
Toa manontany tena foana
Hoe hisy fanantenana, vonton-tomany
Mangoran-tena tsisy fiafarany
Toa manontany tena foana hoe
Hisy akvuzh ve ny hazavana, maniry fiovana
Nefa tsy hita izay làlan-kombana
Refrain:
Jesosy no Izy e
Toky amin'ny fiainana
Jesosy no Izy e
Andry fiadanana
Mihazona ny teniny
Tsisy lainga izay nolazainy
Jesosy no Izy
Azo amikirana, itarainana
2- Tsy mbola ny mafy noho ny adin'i Joba io
Miarena, mitsangana
Atrakao ny loha dia raiso ny teny fikasana
Hamakivaky lohasaha feno haizina aza ianao
Ny anjeliny hitoby manodidina
Na mgksp dia kely no niandohana
Lehibe no hiafana
Manàna finoana
Hitosaka aminao ny fahatsarana
Manganohano, gdcxi rotiky ny vesatra
Toa manontany tena foana
Hoe hisy fanantenana, vonton-tomany
Mangoran-tena tsisy fiafarany
Toa manontany tena foana hoe
Hisy akvuzh ve ny hazavana, maniry fiovana
Nefa tsy hita izay làlan-kombana
Refrain:
Jesosy no Izy e
Toky amin'ny fiainana
Jesosy no Izy e
Andry fiadanana
Mihazona ny teniny
Tsisy lainga izay nolazainy
Jesosy no Izy
Azo amikirana, itarainana
2- Tsy mbola ny mafy noho ny adin'i Joba io
Miarena, mitsangana
Atrakao ny loha dia raiso ny teny fikasana
Hamakivaky lohasaha feno haizina aza ianao
Ny anjeliny hitoby manodidina
Na mgksp dia kely no niandohana
Lehibe no hiafana
Manàna finoana
Hitosaka aminao ny fahatsarana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 13/10/2026 15:06
