HAVAOZIKO IZAO (hira faneva 15 taona) (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesosy ô! havaoziko izaoFa izaho dia mbola hanohy hidera Anao
Ho vonona handeha (ho vonona) hidera hampandre
Ny avotra nataonao ho anay Jesoa
Ref:
Izao tontolo izao Jesosy ô! Hampandrenesiko an-kira ny aminao Hataoko manakatra manaka-danitra Ny fiderako Anao Jesosy ô!
Tafio hery aho Jesosy ô fa vonona
2)Jesosy ô! ilay talenta
Ilay talenta nomenao ahy hampiasaiko
Tsy mba ho menatra (fa ataoko) fa ataoko ho rehareha
Ny asanao Jesosy ô! ho vitaiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ManafiVangy : 1182
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : havoberesaka
Daty : 10/05/2018 08:15