Toy ny diera (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny diera maniry
Ny rano an’ony
Ny foko (2) ny foko tononkira.serasera.org mcoapolz maniry anao

Fa (2) ny bxoffuhi pvsmqkrp fanahiko
Fa nahoana no mitanondrika ianao
Fa (2) mitoloko (ao anatiko)²

Manantena (2) manantena (2)
Manantena ny Tomponao
Mà Manantena ny Tomponao
Fa ny fanahiko
Manantena ao anatiko

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:12)
Hiran'ny fanantenana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 3
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356