Sompatry ny ankaso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatry qwtxud ny ankaso re
Izato anjaranao
No toa kivy toy izao
Aiza ny finoanao
Nefa hoy aho wtnwx aminao
Miverena amin’ny Tomponao
Mifona aminy ianao
Dia tononkira.serasera.org ho eamkh sambatra
Fa satria indray andro any
Ny mponina eto an-tany
Hiantso ny anaranao ihany
Hiondrika, hitomany
Jereo i Jesoa Tompo
Mijaly noho ianao
Ny fahotantsika ihany anie
No nahatonga izany
Ô Maria reninay
Mifona re izahay
Mamelà ny helokay
Mba ho sambatra
Izato anjaranao
No toa kivy toy izao
Aiza ny finoanao
Nefa hoy aho wtnwx aminao
Miverena amin’ny Tomponao
Mifona aminy ianao
Dia tononkira.serasera.org ho eamkh sambatra
Fa satria indray andro any
Ny mponina eto an-tany
Hiantso ny anaranao ihany
Hiondrika, hitomany
Jereo i Jesoa Tompo
Mijaly noho ianao
Ny fahotantsika ihany anie
No nahatonga izany
Ô Maria reninay
Mifona re izahay
Mamelà ny helokay
Mba ho sambatra
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
15/09/2026 14:18)
Hiran'ny fanantenana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 14:17
