Soa ihany ry Jesoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny iankin’eo an-tratranao, Jesoa, sakaiza, akama tena namana
Hisambotr’ilay sandrinao, mahery, ondana, hitondra fiadanana
‘Lay fanomen’izao tontolo izao, sadasada, tsy azo ianteherana
‘Lay nentinao avy any an-danitra, Jesoa, uafidqn no soa sy fanamperana

Fiv: Fiadanam-po, fiadanan-tsaina, no katsahinao
Jesoa zahana vao maraina, dia ho tsapanao
Fa hiondakondan’eo an-tratrany, tahaka an’i Joany
Tsy ho afak’eo ambavanao ‘lay hoe: « SOA IHANY »
Ny tahak’izay, efzmmmwy ny tahak’izay, tsy tononkira.serasera.org ho zakanao
Ialao lavitra anao, toy ny fasam-bao
‘Lay fiadanan’i Jesoa no katsaho hatrany
Tsy ho afak’eo ambavanao ‘lay hoe: « SOA IHANY »

2- Ny miara-dalana aminao, Jesoa sakaiza, mameno fiadanana
Tsy misara-mianakavy ety, an-tany, mandeha mifampitantana
Ny eo akaikinao Jesoa, tsy mandeha, mizotra, mandeha maningan-dalana
‘Zay no atao hoe: Fiadanana, tsy hainao sakanana

3- Raha te hiadana ary ianao, zahao Jesoa, karohy hatraiza hatraiza (bis)
K’aza avelanao handeha, hidify anao, io no tena sakaiza
Mahari-pery anie Izy io, niaritra ny vonon’ireo ratsy fanahy
Noho ianao sakaiza tiany, kanefa jlrih ianao nitsaoka niala pas! a a a

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:09)
Jesoa irery no Mpamonjy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034