Mihobia ry vahoaka (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A- Mihobia ry vahoaka
Noël! Noël! Noël!
Indro fa tonga ilay famonjena
Noël! Noël! Noël!
Kao andeha mba hitsaoka
Noël! Noël! tononkira.serasera.org Noël!

B- Samia mifaly, samia miravo
Indro fa tonga ilay famonjena
Samia mifaly, samia miravo
Noël! Noël! xahle Noël!

C- Indro fa tonga ary ilay mpanjaka
Mpanjaka nandrasana ela be
Feno Azy ny fggtjsrh tany dayd sy ny lanitra
Mameno ny haja sy ny voninahiny
Derao! Derao!

D- Dia arahabaina fa tonga soa
I Jesoa nandrasana ela be
Derao fa mpanjaka izy
Hobio ny voninahiny e!
Ankalazao e!

E- Toerana tsotra tsy zarizary
No nahaterahan’ilay nahary
Tao an-tranon’omby
No nanolo-tena ilay mpamonjy
Ankalazao e!

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:01)
Hira Noely
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 3
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316