Jesoa Eokaristia (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rtmdu Fiv : Ry Jesoa Kristy, ‘lay Eokaristia
Ry Jesoa Kristy, mofon’ny fiainako
1- Feno hasambarana ‘ty foko
Fa nandray anao ry Tompo
Hafaliana lalandava
Ny haizaina zary mazava
Fahasahiana ‘zay hatao
Raha miaraka qbyt Aminao
He! Matoky tsy manahy
Fa Ianao mitsinjo ahy
2- Efa ato amiko Ianao ry Tompo
Tretrika tokoa izany foko
Fiadanana aok’izany
Ny fiainako eto an-tany
Ravoravo ny Fanahy
Arovy amin’ny fakam-panahy
Jesoa ô! Ampio aho
Tsy hahasaraka Anao
3- Mba raiso aho ka hanjakao
koa inty aho, iraho
mamindrà fo Tompo tia
aza avelanao hania
Raha ho tapitra aminay
‘Zany fiainana ety
Mba ento izahay
Ho any an-danitra tononkira.serasera.org doria
A/C ANDRIANJAFY Irène Lydie amwtvr
Ry Jesoa Kristy, mofon’ny fiainako
1- Feno hasambarana ‘ty foko
Fa nandray anao ry Tompo
Hafaliana lalandava
Ny haizaina zary mazava
Fahasahiana ‘zay hatao
Raha miaraka qbyt Aminao
He! Matoky tsy manahy
Fa Ianao mitsinjo ahy
2- Efa ato amiko Ianao ry Tompo
Tretrika tokoa izany foko
Fiadanana aok’izany
Ny fiainako eto an-tany
Ravoravo ny Fanahy
Arovy amin’ny fakam-panahy
Jesoa ô! Ampio aho
Tsy hahasaraka Anao
3- Mba raiso aho ka hanjakao
koa inty aho, iraho
mamindrà fo Tompo tia
aza avelanao hania
Raha ho tapitra aminay
‘Zany fiainana ety
Mba ento izahay
Ho any an-danitra tononkira.serasera.org doria
A/C ANDRIANJAFY Irène Lydie amwtvr
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:26
