Avia Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia upsjtbwg Tompo ô ! tantano ny fiainako
Avia Tompo ô !hiara-dalana amiko
Avia Tompo ô !fa lavitra ny lalako
Ilaiko Ianao mba hibitsibitsika amiko
Ilaiko Ianao mba hitsilo izany diako

Avia Tompo ô! (3)
Fa lavitra ny tononkira.serasera.org lalako

Avia Tompo ô! havaozy ny fanahiko
Avia Tompo ô! fohazo ny fitiavako
Avia Tompo ô! be loatra ny fahavaloko
Ianao ry Tompo no mahafantatra ny ampitsoko
Ianao ry Tompo no lanitra banjiniko

Avia Tompo ô! (3)
Be loatra ny fahavaloko

Avia ry Tompo ô! aza avela ho resy aho
Avia ry Tompo ô! omeo hery qkopusi aho
Avia ry Tompo ô! tsofy rano aho
Ilaiko Ianao mba hampahery ahy
Ilaiko Ianao anio sy mandrakizay

Avia Tompo ô! (3)
Tsofy rano aho
Fa lavitra ny lalako
Be loatra wcrdmuf ny fahavaloko
Tsofy rano aho

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:06)
Hiran'ny Fiavian'ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 6
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296