Vorona mandalo (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
2-Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2 lmwxsr tononkira.serasera.org
Hamangy ny any Ankaratra aho
Mbola jfzbd hihoty zavatra aho
Tsy menomenona cqpneca
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
2-Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2 lmwxsr tononkira.serasera.org
Hamangy ny any Ankaratra aho
Mbola jfzbd hihoty zavatra aho
Tsy menomenona cqpneca
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 1813
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : yrdan1
Daty : 18/06/2020 20:48
