Vorona mandalo (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tononkira.serasera.org tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
2-Ny masoandro nanazava iny aza oyntipx
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny oagenzls tanànantsika
Nahatsiaro ajgzp anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
Nikopaka tononkira.serasera.org tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
2-Ny masoandro nanazava iny aza oyntipx
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny oagenzls tanànantsika
Nahatsiaro ajgzp anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 1722
Likes : 0 Like
Created by : yrdan1
Date : 18/06/2020 20:48
