Vorona mandalo (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tsimoramora
Naraina tononkira.serasera.org loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
2-Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
nuclrkd
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho qtjdm
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2 wsqjb
Hamangy ny any Ankaratra aho
Mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
Nikopaka tsimoramora
Naraina tononkira.serasera.org loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
2-Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
nuclrkd
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho qtjdm
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2 wsqjb
Hamangy ny any Ankaratra aho
Mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 1721
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : yrdan1
Date : 18/06/2020 20:48
