Ry tiako (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalovanao
ny hatanorako
Io any aho izao, mamoy fo

Mamoy fo irery
ny tononkira.serasera.org fotoana very
Very fa tsy mba nomeko anao

Ref : Henonao ve ? ny foko miantso hoe
     knxzjp itru    Avia ry hany tiako
        Avia mba ho fifaliako

       Tsapanao ykfxoc ve ? ny saiko fa te handeha
       Hamonjy ny anilanao
       Fa tsy afaka anie aho izao

Ho andriko foana
eo antaranoana
Ny andro izay hodianao

Maizim-bolana
ny aliko ety
Mosarena te hahita anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 4301
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpankafy
Date : 11/06/2004 01:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6402