Malala (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala izaho tononkira.serasera.org anie tsy niova fa mbola jiolahim-boto eh!!
Malala hatramin’izao anie aho mbola miteny maloto
Malala mandrak’androany anie aho ka mbola alim-pody
Misotro foana(2), dia mamo miantso ny anaranao
Malala hatramin’izao anie aho ka mbola mafy ady
Malala ianao edpoecqp foana izao no ataoko fitady
Malala hatramin’izao anie aho ka tsy mino an’Andriamanitra
Fa mino anao tqxcgpt aho(2), mivavaka amin’ny anaranao.
Malala ny akanjoko hatramin’izao ka mbola rovi-damba
Malala izaho tsy mety miova mbola solon’olona mihaja
Malala ihrp indray andro any angamba aho mbola mety hiova ihany
Olom-baovao aho(2), hanome voninkazo anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 20796
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/10/2001 18:10