You are here: home > Tononkira > Les Adeline

FAMONJENA AHY (Les Adeline)

Nanopy ny masoko teny an-tendrombohitra aho.
Avy aiza moa ny famonjena ahy
Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah, Tompon’ny maro.
Tsy avy amin’ ny ftononkira.serasera.orgahendreko, tsy avy amin’ny fahalalàko
Tsy avy amin’ny herin’ny saiko, tsy avy aminy.

Hohirahiraiko (3) fa lehibe Jesoa
Ka hohirahiraiko (3) fahalehibeazany

LES ADELINE

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Les Adeline
Mpamaky : 2552
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Lejoba
Tamin'ny : 19/11/2008 16:12:11
ID : 5447

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo