Fay (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy adino ihany ve
Ilay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza tononkira.serasera.org hoe tia ahy
Fantaro anefa f’izaho
efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho tia anao
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
Ho ahy, ho ahy, ho ahy irery...
Tsaroako hoy ianao
Misy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indrindray
Manan-dalao
Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka ikkymo anao
Mandrakizay raha
mbola azoko atao...
Fay ,tena mbola fay ianao
ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
ycmby Ho ahy, ho ahy, ho ahy, ho hmssk ahy...
Ilay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza tononkira.serasera.org hoe tia ahy
Fantaro anefa f’izaho
efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho tia anao
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
Ho ahy, ho ahy, ho ahy irery...
Tsaroako hoy ianao
Misy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indrindray
Manan-dalao
Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka ikkymo anao
Mandrakizay raha
mbola azoko atao...
Fay ,tena mbola fay ianao
ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
ycmby Ho ahy, ho ahy, ho ahy, ho hmssk ahy...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalie AndriamazavaHits : 4957
Likes : 1 Like
Created by : Jovany
Date : 06/07/2006 10:07
