eo anilanao (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org hanadino qcsw anao tsy ho haiko , raha ny foko foana no mibaiko
Satriko aza hahita anao, fa maika tena maika ny ho eo anilanao
Saingy efa ela loatra
Ilay foko no nitraotra ,tsy niotra ny ho tianao
tsy miraika tsy mba maika ny ho eo anilako ianao
Aleo aho hisaona ny anaranao
Avelao aho ho eo ynoe foana ny fitiavanao
Mora hanadinoako , hanadinoako anao oh o
Mba tsy hanantenaiko anao
Tsy hiandry valiny aho
Tsy hiandrandra tambiny aho
F’efa fantatro ankehitriny
Fa tsy miraika tsy mba miraika ny ho eo anilako ianao
Aleo aho hisaona ny anaranao
Avelao aho ho eo foana ny fitiavanao
Mora hanadinoako , duvzahhv hanadinoako anao oh o
Mba tsy hanantenaiko anao
eo anilanao; eo anilanao e ......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalie AndriamazavaHits : 4602
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 21/08/2007 20:43