Izay manaraka ny Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay manaraka ny Tompo (dia aoka) tkio hahafoy
ny rehetra oceuohsn tononkira.serasera.org tiany mihoatra nohon' ny fitiavan' Atra
zany no tanteraka ao
zany no ankatoavinao
dia Izy no hiaro ejsobxb anao
eo @ ady atrehinao
zay manaraka ny Tompo (dia aoka) ho tia
fahavalo ka tsy hisaratsaraka intsony eo anatrehany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:34