Iraho ny Fanahy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-tsanta-fitoriana-ambohimena/iraho-ny-fanahy-1

Iraho ny Fanahinao
Hameno anay Tompo ô
Hampahazava anay
Ary koa hitarika anay

REF:
ahidino Tompo ô,
Ahidintononkira.serasera.orgo mba hanampy anay
Hafataranay tokoa
Izany lala-marinao

Fanahy Masina ô avia
Tomoera anatinay
F'Ianao ilay fanilo
Mpanaza ny fiainanay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Mpamaky : 152
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : daryprod
Tamin'ny : 11/06/2020 16:12:46
ID : 12818

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo