Ho aiza moa (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Ho aiza moa ianao raha miala ety )
Ho aiza moa ianao ry mpivahiny o
Ndeha ho aiza ianao raha toa ka miala ety
Mandalo ianao fa sao tsy fantatrao
Ka ho aiza moa, ndeha ho aiza moa ianao

( Ka tandremo fa raha....)
Raha ny lanitra no ho katsahinao
Lazaiko anao ny lalana makao
Jesosy anie no lalana
Hizorana raha ho any ianao
Fa ny fiainana eto anie mamitaka
Mandalo tsy azo ianteherana
Jesosy anie nanomana
Ny lanitra ho lovanao
Ka inona no andrasanao
Sa mbola ho aiza indray ianao
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-tsanta-fitoriana-ambohimena/ho-aiza-moa
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Visites : 115
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 15:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0975