Avia manantona (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ny fitiavan' I Jesosy Tompo dia maharitra mandrakizay)

Izy dia vono-kanompo sy mitsinjo ny tsirairay

(Tsy mba misy izay fitiavan-tena
Vonona Izy hanome famonjena
sady tsy mba mizaha tavan' olona
manantona fa izy dia vonona)

Avia manantona ianareo izay miasa fatratra
Aza ilaozanareo mitoreo fa eo Andriamanitra
Tsy avelany hisy ho noana na hangetaheta intsony
Fa izy no ilay mofon' aina izay nidina avy any ambony
Ndeha hiaraka isika mba hanolotena
Hanantona ilay Tompo ny famonjena
Atolotra Azy izay mombantsika
F'Izy no momba
Raha Izy no momba tsy maintsy ho tafita

(Izay mahaory sy mampitomany, enta-mavesatra aminao)

Izy no hanala an'izany hanome fitsaharana anao

(Azonao itokiana tokoa
be fitiavana mpamindrafo
manatsotra ny tanany izao
efa dondona handray anao)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 231
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1407