Miandry anao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Miandry anao,anavao ny fanoloran-tenanao
(1er&2em)
Hanao zay rehetra hampandroso
Ho mpiasa tsara hanambara
Ny filazantsara an'i Jesoa
Miandry hanala izay rehetra oksx sankatsakana
Tsy ahatraranao ny tanjona kendrena
D'ilay fiainana mandrakizay miarak'aminy
Koa raiso iza anio izao ny fanapahan-kevitrao
Aza miandry ny ny jwol ampitso lava izao
Fa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Mba hirio,safidio
D'ilay fiainana mandrakizay miarak'aminy
2.Miandry anao,Izy izao, miandry ny fiverenanao
(1er&2em)
Tsy tiany hisy ho very fa omeny anjara
Amin'ny lovasoa sy tany tsara
Raha mety miarak'aminy
Miandry anao anala izay rehetra sankan-tsakana
Tsy ahatraranao ny tanjona kendrena
D'ilay fiainana mandrakizay ao andapan-dRay
Koa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Aza miandry ny ampitso lava izao
Fa raiso izao itjasy anio izao ny fanapahan-kevitrao
Mba irio,safidio tononkira.serasera.org
D'ilay fiainana mandrakizay ao andapan-dRay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Antsirabe AntampontananaVisites : 357
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 09/08/2025 15:56