Fanoloran-tena (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mendrika hiantso Anao
Nefa nofinidinao ho zanakao
Na dia be fakam-panahy
Dia mahatoky Anao

Ka indro Tompo ‘ty wyrjtexc tononkira.serasera.org foko te ho eo anilanao
Ny fiainako rehetra lazaiko jikae tsisy fetra
Fa tsy mendrika Anao
Ka mangataka Aminao stexe diovy hanjakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Hits : 523
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 22/07/2025 10:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3385