Fanoloran-tena (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mendrika hiantso Anao
Nefa nofinidinao ho zanakao
Na dia be fakam-panahy
Dia mahatoky Anao
Ka indro Tompo ‘ty foko te ho nlwu eo anilanao
Ny rjrqatz fiainako rehetra lazaiko tsisy fetra
Fa tsy itrsub mendrika Anao
Ka mangataka tononkira.serasera.org Aminao diovy hanjakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Antsirabe AntampontananaHits : 460
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 22/07/2025 10:49