Araho ny didiko (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra
Ray be fitiavana,be indrafo
Mbola misaotra anao,nahatoy izao
Tsy jgrfte hay isaina re ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Fa jrlgh dia mahafa-po tokoa
Tompo raiso saotra aterinay

Vovoka sy akofa
Zava-mora simba andry boboka efa lo
Fantatrao fa toy izany
Ny ety an-tany
Fivanihananay Jeso
Tsy hita izay atao,tsy hita izay aleha
Ry Kristy jironay mba tsilovy re
Heno fa mibitsika ao ykqusrm anatinay
Ilay tenim-pitiavanao
Araho ny didiko sy ny lalako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Visites : 458
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 21/10/2025 15:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344