Araho ny didiko (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra
Ray be fitiavana,be indrafo
Mbola misaotra anao,nahatoy izao
Tsy hay isaina re ny fahasoavanao
Fa dia mahafa-po tokoa
Tompo raiso saotra aterinay

Vovoka sy akofa
Zava-mora simba andry boboka efa lo
Fantatrao fa toy izany
Ny ety an-tany
Fivanihananay Jeso
Tsy hita izay atao,tsy hita izay aleha
Ry Kristy jironay mba tsilovy re
Heno fa mibitsika ao anatinay
Ilay tenim-pitiavanao
Araho ny didiko sy ny lalako
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Hits : 235
Likes : 1 Like
Created by : Hoby3
Date : 21/10/2025 15:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0214